11/07/2026
🎉🎉🥳Andro voalohany Amin'ny Foire Haren'Ankazobe, Fotoana ihany koa fampahafantarana ny asan'ny association des étudiants universitaires vonizongo amin'ireo mpandraharaha eto Amin'ny district Ankazobe sy ireo association Ety an-toerana.
Fandraisana ireo mpikambana vaovao ihany koa sy torolalana ho an'ireo Tanora vao hiditra hianatra eny Amin'ny oniversite.