05/01/2026
BONNE ANNEE 2026🎊🎉
✨ OSCEAH mirary soa ho anareo rehetra ✨
Ny Organisation de la Société Civile Eau – Assainissement – Hygiène (OSCEAH) dia mirary taona feno fahasalamana, fahombiazana ary fiadanana ho antsika rehetra.
Enga anie ity taona ity ho taona hanamafisana ny fiaraha-mientana, hanatsarana ny sehetry ny RFF, ary hanohizana ny ezaka ho amin’ny fampandrosoana maharitra sy mirindra.
🙏 Mankasitraka anareo izahay noho ny fanohanana sy ny fiaraha-miasa.
👉 Andao hiara-handroso, hiara-hiasa, hiara-hanova.