Hypm Nous offrons des formations en langues anglaise et françaises pour les jeunes. Professeurs expérimentés. Venez en mp pour plus d'informations

Ho Tahiana manokana anie ny reny rehetra, Ary hotanterahin'Andriamanitra anie ny faniriany sy nofinofiny rehetra
31/05/2026

Ho Tahiana manokana anie ny reny rehetra, Ary hotanterahin'Andriamanitra anie ny faniriany sy nofinofiny rehetra

Cours de langues natao ho an' ny mpiasa sy mpianatra 📣     ☑️ Français parlé     ☑️ Anglais américain  📢 Anjaranao indra...
26/05/2026

Cours de langues natao ho an' ny mpiasa sy mpianatra 📣
☑️ Français parlé
☑️ Anglais américain

📢 Anjaranao indray zao no miova sy mandroso! Miara miasa amin' ny HYPM, sokafy ny hoavinao amin' ny alalan' ny teny vahiny.

↘️ Mahazoa confiance rehefa iresaka amin' olona
↘️ Fianarana mora, haingana ary pratique avy hatrany no atolotray mandritrin' ny 2 mois et demi

🌞Tsy afaka andavanandro ? na be aza ny asa sy ny fianarana dia tsy sakana ny fotoana fa misy koa ny cours d' anglais spécial samedi

✍️Aza tara, voafetra ny toerana misy

Lieu: Anjanahary

✋ Ho anareo be asa na tsy afaka andavanandro, efa misokatra izao ny cours d' Anglais spécial samedi 🇺🇸                Li...
17/05/2026

✋ Ho anareo be asa na tsy afaka andavanandro, efa misokatra izao ny cours d' Anglais spécial samedi 🇺🇸

Lieu : Anjanahary

📣  Ouvre les portes de ton avenir avec les langues 🔰       📚 Formation en :    ✓Français parlé  ( 90 % pratique )    ✓An...
12/05/2026

📣 Ouvre les portes de ton avenir avec les langues 🔰

📚 Formation en :

✓Français parlé ( 90 % pratique )
✓Anglais Américain ( Vocabulary+ grammar + pronunciation)

🗓️ Rentrée mois de Mai :

📗 Cours journalier
📙Spécial samedi

👨‍👨‍👦‍👦 Pour étudiants, travailleurs, et débutants

🕐Une méthode pratique pour parler rapidement

☑️ Conversation dès les premiers
cours
☑️ Exercice simples et efficaces
☑️ Encadrement personnalisé
☑️ Certificat fin de formation

🎓 Ton succès commence aujourd'hui !

📝 Places limitées, inscriptions ouvertes

Lieu: Anjanahary

🎓🎓 Te hanova ny hoavinao vé ianao?       🕙 Ao anatin ' ny 2 volana sy tapany monja dia afaka mitondra fiovana lehibe eo ...
22/04/2026

🎓🎓 Te hanova ny hoavinao vé ianao?

🕙 Ao anatin ' ny 2 volana sy tapany monja dia afaka mitondra fiovana lehibe eo amin ' ny fahaizanao

⌚⌚ Ity no fotoana tsara indrindra hanombohanao , ka Aza miandry intsony

📝📝 Fiofanana miteny Anglisy sy Frantsay mandritra ny 2 volana sy tapany natao ho an' ny ambaratonga rehetra

🎤Expression orale

🔰Communication

📚 Grammaire et pratique

🎓Miavaka , mahay, matoky tena ianao no tanjonay

📕Cours journalier / spécial samedi

📝 Voafetra ny toerana ! misorata anarana dieny zao

Lieu: Anjanahary

Maro ianareo no manontany ny rentrée manaraka 👉    ☝️ Koa aza tara Ary ! voafetra ny fisoratana anarana amin' ity volana...
09/04/2026

Maro ianareo no manontany ny rentrée manaraka 👉

☝️ Koa aza tara Ary ! voafetra ny fisoratana anarana amin' ity volana aprily ity

🔰🔰 Mpianatra teny ( Anglisy & Frantsay ) maro no efa nahazo vokatra tsara niaraka tamin' ny HYPM

💻💻 Aza adino koa fa misy tolotra manokana ho an ' zay liana amin' ny informatique bureautique

👉 Na vao manomboka ary ianao dia afaka ny ahomby satria fampianarana tsotra sy mora azo no omena ( 90 % pratique )

🏃‍♀️🏃‍♀️ Aza tara Ary ! araraoty ity tolotra miavaka ity

📝 Inscription gratuite

" Aza miandry rahampitso, manomboka dieny izao "

Lieu : Anjanahary

Toute l' équipe de l ' HYPM vous souhaite de très joyeuses Pâques, remplies de joie et de réussite
05/04/2026

Toute l' équipe de l ' HYPM vous souhaite de très joyeuses Pâques, remplies de joie et de réussite

Te hiteny Frantsay sy Anglisy Am- pahatokisana ve ianao na hanatsara kokoa ny fahaizanao mifandray Amin ' ny olona na am...
11/03/2026

Te hiteny Frantsay sy Anglisy Am- pahatokisana ve ianao na hanatsara kokoa ny fahaizanao mifandray Amin ' ny olona na amin' ny asa ?

👨‍🎓Tongava manatevin- daharana ny mpianatrin 'ny HYPM . Eto aminay Dia tsy mianatra fotsiny ianao fa ampiofanina sy tohanana mba hahazo fahaizana tena ampiasaina amin' ny fiainana andavanandro

📚📚 Ny tanjonay Dia ny hanampy anao hivoatra sy hahafehy ny teny Anglisy & Frantsay mba hahafahanao mampiasa izany amin' ny fianarana, asa, Ary amin' ny fiainana.

👉Mampiavaka ity fampianarana ity:

✓ Natao ho an ' ny ankizy sy olon - dehibe, Ary mifantoka indrindra amin' ny fampiharana ( 90 % pratique )

✓Fampianarana tsotra sy mahomby

✓ Fanadinana isaky ny niveau hanaraha- maso ny fandrosoana ( Durée : 2 mois et demi )

✓ Inscription gratuite

🏘️ Koa aza tara fa voafetra ny toerana, misorata anarana dieny Izao.

Lieu: Anjanahary

Ny fianarana androany no fahombiazana rahampitso 🎁         👉 Cours de langues natao ho an ' ny rehetra mandritrin' ny 2 ...
23/02/2026

Ny fianarana androany no fahombiazana rahampitso 🎁

👉 Cours de langues natao ho an ' ny rehetra mandritrin' ny 2 volana sy tapany🕙
Miarahaba ireo rehetra nahavita ny examen oral tamin' ity volana ity

- Aza adino fa mbola misokatra ny fisoratana anarana ato Amin ' ny HYPM

- Niveaux : débutant intermédiaire

" Inscription gratuite , places limitées"

🏠Lieu : Anjanahary
-

Ry Ray aman-dreny hajaina 😋       💥Izao no fotoana mety indrindra hanombohana mianatra ny teny Frantsay sy Anglisy  👉Ny ...
28/01/2026

Ry Ray aman-dreny hajaina 😋

💥Izao no fotoana mety indrindra hanombohana mianatra ny teny Frantsay sy Anglisy

👉Ny fahazaina teny vahiny Dia fanalahidin' ny fahombiazana Amin fianarana, ny asa , ary ny ho avy .

🔷 Amin' ity cours de langues ity, dia tsy fianarana théorie fotsiny iany fa 90 % pratique
🔝 Mianatra miteny
🔝 Mianatra mihaino
🔝 Mianatra miresaka am- pahatokisana

🚹 Anglais sy Français ho an' ny rehetra na vao manomboka ianao, na efa manana fototra Dia misy cours mifanaraka amin' ny ambaratonganao.

📚 Mampianatra zadraharaha no mampiofana anao , miaraka amin' ny fomba fampianarana maoderina ,tsotra ary mahomby.

🕙 Amin' Ty Volana février ty :

👉 Test de niveau gratuit
👉 Inscription gratuite ( places limitées)
👉 Durée : 2 mois et demi

🔰🔰 Ampio ny zanakao hanana fahatokisantena sy vonona amin' ny ho avy.
🇫🇷🇺🇸 Ny fahaizana teny Anglisy sy Frantsay Dia manokatra varavarana maro.
Fianarana ambony, asa tsara, ary fifandraisana amin' zao tontolo zao.

🕙🕙 " Aza miandry rahampitso, Manomboha dieny zao "

Cours en salle : Tous les niveaux

Lieu: Anjanahary

Address

Antananarivo
Anjanahary
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hypm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share