Kiady Fandrasalambo Andoharanofotsy

Kiady Fandrasalambo Andoharanofotsy Temple éducatif des enfants, des adoléscents et des jeunes

FANDRASALAMBO RIPRIZENTY 😁Ao anaty hafanampo tanteraka   Ny adiresy tsy miova fa Andoharanofotsy Tana 102 hatrany.Tsy mi...
18/04/2026

FANDRASALAMBO RIPRIZENTY 😁

Ao anaty hafanampo tanteraka





Ny adiresy tsy miova fa Andoharanofotsy Tana 102 hatrany.

Tsy mialonjafy fa afaka mandray anao na dia hitsidika fotsiny aza 😊

Fivoriana anio 22 Novambra 2025 🎂🎂🎂🎉 Somary nisitaka kely tamin'ny mahazatra satria natokanay fivondronana Fandrasalambo...
22/11/2025

Fivoriana anio 22 Novambra 2025 🎂🎂🎂

🎉 Somary nisitaka kely tamin'ny mahazatra satria natokanay fivondronana Fandrasalambo ho fankalazana ny tsigerin-taonan'i Cheftaine Lalaina ny andro androany.

🎉 Skoto mifety moa ka ny masoandro mody no mampalahelo.

🎉 Mirary soa sy fahombiazana ho an'i cheftaine Lalaina Herifanantenana hatrany ny mpiandraikitra sy Beazina rehetra.

📸 Pik'art tselatra (Chef Germain)



18-09-2021 👉 18-09-2025Efa-taona nijoroana androany ny Kiadin'i Madagasikara fivondronana Fandrasalambo Andoharanofotsy....
18/09/2025

18-09-2021 👉 18-09-2025

Efa-taona nijoroana androany ny Kiadin'i Madagasikara fivondronana Fandrasalambo Andoharanofotsy.

👉 Teto
👉 Eto
👉 Ary mbola ho eto hatrany

🔴 HO AN'NY FANABEAZANA NY VAHOAKA MALAGASY.

IREO TARIGETRANAY:

- Fifankatiavana
- Fifanajana
- Fahombiazana

MANKASITRAKA HATRANY IREO REHETRA MIARA-MISALAHY HO FAMPIROBOROBOANA ITY FIVONDRONANA 😘

'NDAO HANAO SKOTO HIARAKA AMINAY E 📢Hanomboka indray ity ny taom-panabeazana 2025 - 2026 eto anivon'ny Skotisma Kiadin'i...
01/09/2025

'NDAO HANAO SKOTO HIARAKA AMINAY E 📢

Hanomboka indray ity ny taom-panabeazana 2025 - 2026 eto anivon'ny Skotisma Kiadin'i Madagasikara fivondronana Fandrasalambo Andoharanofotsy.

🖍️ FA INONA IZANY SKOTO KIADY?

👉 Fikambanana skoto tsy miankina amina fiangonana fa eo ambany fiahian'ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena
👉 Natao ho an'ny olon-drehetra feno 5 taona noho miakatra
👉 Fanabeazana maha olom-banona
👉 Fianarana fiainana
👉 Sehatra hahafahan'ny tsirairay mivelatra kokoa

Noho izany dia entanina isika rehetra izay maniry ny hanatevin-daharana anay.

🏠 Toerana: EPP Andoharanofotsy
🕑 Ora: Isaky ny sabotsy amin'ny 2 ora hatramin'ny 4 ora.

🚫AZA ATAO SAKANA NY TSY FANANANAO TENUE.

Fanazavana fanampiny : 034 76 204 82

Ny Kiadin'I Madagasikara Fivondronana Fandrasalambo Andoharanofotsy dia miombon'alahelo amin'ny Fivondronana Kianga Ampe...
26/02/2025

Ny Kiadin'I Madagasikara Fivondronana Fandrasalambo Andoharanofotsy dia miombon'alahelo amin'ny Fivondronana Kianga Ampefiloha manoloana ny famoizany beazina iray.

Miondrika am-panajana ary mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana manontolo sy ny fivondronana Kianga.

Address

Ecole Primaire Public Volotara
Andoharanofotsy
0

Telephone

+261347620482

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiady Fandrasalambo Andoharanofotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Kiady Fandrasalambo Andoharanofotsy:

Share