Festival VAKY Matrangy

Festival VAKY Matrangy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Festival VAKY Matrangy, Environmental conservation organisation, Andapa, Andapa.

🎀Festival VAKY MATRANGY , ôlo jiaby vôky, c’est un festival de sensibilisation sur la protection de l’environnement et de la culture d’Andapa.

🎀Festival 2ème Édition à Andapa
♦️31 Juillet, 1er et 2 Août 2026

☎️+261 32 75 788 00

04/08/2026
✨✨Tontosa soa aman-tsara ny Festival Vaky Matrangy andiany faha-2, izay notanterahina ny 31 Jolay , 1 Aogoditra ary 2 Ao...
04/08/2026

✨✨Tontosa soa aman-tsara ny Festival Vaky Matrangy andiany faha-2, izay notanterahina ny 31 Jolay , 1 Aogoditra ary 2 Aogositra 2026 eto Andapa.

🌟Eto izahay Komity mpikarakara ny Festival Vaky Matrangy dia maneho fisaorana feno ho anareo rehetra , na ireo avy any lavitra na ireo eto an-toerana, izay tonga nanotrona sy nandray anjara tamin’iny hetsika iny.

🌟Misaotra indrindra anareo rehetra izay nanohana tamin’ny hevitra , fitaovana, fanampiana ara-bola, ary tamin’ny endriny rehetra.

🌟Mankasitraka ihany koa anareo izay nanome teny fankaherezana sy ireo tsikera.
Raisinay amim-panetren -tena izany rehetra izany, ary ireo lesoka hita dia hataonay ho lesona sy ho fanatsarana ny hetsika amin’ny andiany manaraka.

✨✨Misaotra antsika rehetra tamin’ny fiaraha-mientana .

📣Rendez-Vous ntsika amin’ny Festival VAKY Matrangy andiany faha-3!

31/07/2026

💥Tô mbola sombitsombiny Carnaval tamin’ny Festival Vaky Matrangy 1ère édition🤗

🌟Asa mankory koa Carnaval tô niany

🌟Agny atsika mahita azy

🌟7h: RDV ntsika Antagegny eo amin’ny Tsenan’Aomby

📣Tandremo ana tsy avy ai

Address

Andapa
Andapa

Telephone

+261322222413

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Festival VAKY Matrangy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share