25/06/2026
'' Sois Fort ". 🔥
Amin'ny Sabotsy ho avy izao indray ny fotoanantsika amin'ny 2 ora sy sasany [ 14 H 30 ] etsy amin'ny Faith Center Analakely.
Tongava amin'ny maha ianao anao na manao ahoana na ahoana ny zavatra misy eo amin'ny fiainanao. 😊
Mety amin'Andriamanitra mihintsy ianao fa aza manahy. Tian'Andriamanitra ianao.
Tanora hiavaka ianao🔥