23/01/2024
FIadanana e:!
Tena amin'ny Fo feno fifaliana no Hiarahabana antsika
rehetra tratry ny andro androany 23 janoary 2024, nahatratra
ny faha 21 taona niforonan'ny SAHI
araka ny tenin'Andriamanitra azo ho antsika ny Ohab 3:2
2 Fa andro maro sy taona ela iainana Ary fiadanana no hanampiny ho anao.
dia Mirary fety sambatra eo ambany Fitahian'Andriamanitra
Ho ela velona anie isika rehetra toy izany koa SAHI ary ahavita be amin'ny Asa soa
Mirary Soa Hatrany ho eo ambany fahasoavan'Andriamanina