25/12/2023
Zahay ato @ fikambanana VARA(Vision Ambition et Réveil pour l'Androy) dia faly miarahaba antsika vahoaka ny Androy rehetra tratriny krismasy.
Ary Jehovah no hitari_dalana antika rehetra mandrakariva sy hahavoky ny fanahintika ao @ tany mitioke sy karakaina aza sy hampatanjaka ny taolantika dia ho Tanaka ny Saha vonton_drano isika sy ho tahaka ny loharantika miboiboika izay tsy mety Ritra.
Isaia 58 : 11.
Mirary krismasy sambatra sy feno ny fahasoan' i Jehovah.
Vive l'Androy!!!!