Tily Faritany Amoron'i Mania

Tily Faritany Amoron'i Mania Ny Tily eto Madagasikara dia hetsika fanabeazana ho an'ny tovolahy, mifototra amin'ny fomba fanabeazana skoto. Fifandraisana Faritany Tily Amoron'i Mania

Ny skoto dia manampy amin'ny fampivelarana ny fahaiza-manaony manontolo ary mamela azy ireo hanana fiantraikany ara-tsosialy.

🚨Hirika fanararaotra ho an’ise!🚨🫵 Ho an’ise izay maniry hanatrika ny:📍« 3ème Forum des jeunes scouts de la zone Océan In...
21/08/2026

🚨Hirika fanararaotra ho an’ise!🚨

🫵 Ho an’ise izay maniry hanatrika ny:
📍« 3ème Forum des jeunes scouts de la zone Océan Indien ( IOZSYF) » any Maurice ny 29 Novambra 2026 hatramin’ny 01 Desambra 2026.✈️
📍«10ème Conference des scouts de la zone Océan Indien ( IOZSC) » any Maurice ny 02 Desambra hatramin’ny 04 Desambra 2025.✈️

‼️Toy izao ny fandaminana:
✅ Miomana amin’ny fandaniana rehetra isan’olona: saran-dalana mandroso sy miverina, saran-dasy, ary ny saram-pivahinianana any an-toerana
✅ Mampahafantatra ny foibe tily amin’ny alalan’ny famenoana sy famaliana ny fanontaniana rehetra ato: https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdXmGfLEuMebtKxJc3YVW2PP2d6GnPuYdbcfAQQaAldTF4DrA/viewform?usp=publish-editor

⏳Daty fara-fisoratana anarana: 13 Septambra 2026

🎯 Amporisihana hatrany ny fivondronana sy ny faritany hanohana ireo ao aminy, indrindra ireo tanora latsaky ny 30 Taona amin’ny fandraisana anjara amin’ny hetsika goavana ivelan’i Madagasikara toy itony.

☎️ Raha mila fanazavana fanampiny, azon’ise atao ny miantso mivantana an’i Filoha Hoby, amin’ny laharana 032 43 639 49

11/08/2026

FIFITI

11/08/2026

Fifity

📍𝗙𝗜𝗙𝗜𝗧𝗜 2026 - 𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔🚀 Ao anatin'ny Fihaonan'ny Filoha Tily ireo ekipaIzao fivoriana izao dia maharitra telo andro: 0...
11/08/2026

📍𝗙𝗜𝗙𝗜𝗧𝗜 2026 - 𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔

🚀 Ao anatin'ny Fihaonan'ny Filoha Tily ireo ekipa
Izao fivoriana izao dia maharitra telo andro: 09,10,11 Aogositra 2026

📸 Indro zaraina amin’ise ny sombin’ny sary manamarika izany
-
Mirary soa 🙏🏼 ho an'ny Fanabeazana hatrany
-
-
-


09/08/2026

📍Miainga avy aty Toamasina ny fampitana mivantana ny fanokafana ny FIFITI 2026
🎬 Araho ary!!

⚜️Isany manana FILOHA hanatrika ny FIFITI any Toamasina ny faritany, sehatra hahafahana mandroso sy manapa-kevitra hampa...
08/08/2026

⚜️Isany manana FILOHA hanatrika ny FIFITI any Toamasina ny faritany, sehatra hahafahana mandroso sy manapa-kevitra hampandrosoana ny fanabeazana
Efa eo antoerana ny ekipa
-
Mirary soa ho azy ireo
-
-

⚜️Vitasoan’ny lasy aby e ⛺️✨Isaorana ny Tompo, tontosa soaman-tsara tao Moramanga ny 01 hatramin’ny 05 Aogositra ny LASY...
06/08/2026

⚜️Vitasoan’ny lasy aby e ⛺️

✨Isaorana ny Tompo, tontosa soaman-tsara tao Moramanga ny 01 hatramin’ny 05 Aogositra ny LASY 90 TAONA SAMPANA MAVO sy LASY 90 TAONA SAMPANA MENA
👉🏼Isaorana ny Ray aman-dreny rehetra, ny Komitimpivondronana, ireo zoky sy zandry nanohana sy nitrotro am-bavaka, nandefa ireo Beazina nilasy

🙏🏼Efa tafaverina soamantsara ihany koa ny mpilasy rehetra

☘️Mirary fialantsasatra finaritra ho an'ny tsirairay
-
-
-


01/08/2026

90 Taona Sampana Mena

01/08/2026

📺 Miainga avy aty Moramanga ny fampitana mivantana.

⛺️Fanokafana ny lasy

Address

Ambositra
306

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tily Faritany Amoron'i Mania posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share