FIMSA

FIMSA FIKAMBANAN'NY MPIANATRA SILAMO AMBARATONGA AMBONY

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝Toy izao indray ireo fandaharam-potoana izay hatao amin’ity alahady fa...
20/08/2026

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝

Toy izao indray ireo fandaharam-potoana izay hatao amin’ity alahady faha 23 aogositra 2026 ity

1️⃣cellule de dars izay hiarahana amin’i Oustaz FAZIDINE
Thème : Biographie du Prophète Mouhammad (saw) et son histoire
📍Bloc FIMSA
⏰ 08H30’

2️⃣ Fiaraha-misakafo izay atao vita ny cellule de dars
💰Participation : 3 000ar/personnes

3️⃣match football inter aumônerie ⚽️
🔴Demi final
FIMSA VS AUA
⏰ 14H
📍Terrain SERS

Ka mitongava maro atsik jiaby hanome lanja ireo fandaham-potoanantsika 📢


❤️🤝

🌙 Assalamou Anlaikom Warahmatoullah Wabarakatouh 🤝🤗❤️✨ La Réception des Novices 2026 ✨Chers frères et sœurs, la grande f...
19/08/2026

🌙 Assalamou Anlaikom Warahmatoullah Wabarakatouh 🤝🤗❤️

✨ La Réception des Novices 2026 ✨

Chers frères et sœurs, la grande famille FIMSA a le plaisir de vous annoncer que la réception des novices aura lieu, Incha’Allah :

📅 Dimanche 13 septembre 2026
📍 SHAMS HÔTEL, route vers Lycée Philibert Tsiranana.
⏰Heure : 08H30’

🎉 Un moment de fraternité, de partage et de retrouvailles nous attend !

💰 Droit de réception pour les anciens(nes) : 15 000 Ar/personne.

👉 Pour vous inscrire et obtenir votre invitation, veuillez contacter notre trésorier Souleman : 0326718705 / 0341485307 ( Solo gladicia)

🚨 Les places sont limitées ! Alors, ne tardez pas à vous inscrire et à confirmer votre participation. Votre présence compte pour faire de cette réception un moment inoubliable pour nos novices❤️

❤️
❤️🤝

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝Toy izao indray ireo fandaharam-potoana ntsika amin’ity weekend ity FO...
13/08/2026

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝

Toy izao indray ireo fandaharam-potoana ntsika amin’ity weekend ity
FORMATION APICULTURE izay hiarahantsika amin’i Mr Zama islah sy Mme Christine
Marihina fa misy frais de formation: 5000ar izay mety atao via amin’ireto lahara-finday manaraka ireto 0326543890 ( Fabia ) ary 0326718705( Solo)

📆DATE : 15 -16 Août 2026
📍LIEU : Bloc FIMSA
⏰HEURE : 08H00 ( heure continue)

❗️❗️Mitongava maro atsika📢


❤️🤝

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝Alhammdoulillah vita soaman-tsara ireo fandaharam-potoana izay natao a...
09/08/2026

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝

Alhammdoulillah vita soaman-tsara ireo fandaharam-potoana izay natao androany Alahady faha 09 Aogositra 2026 izay niarahana tamin’i oustaz RADJAB izay nitondrasana ny lohateny hoe : “Les grandes épreuves et les tentations majeurs auxquelles l'etre humain est confronté au cours de son existence et au moment de quitter ce monde”

Mankasitraka atsika jiaby izay tonga nanotrona ny “activité” ntsika


❤️🤝

Assalamou Anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝Toy izao indray ny fandaharam-potoanantsika amin’ity alahady hoavy iza...
07/08/2026

Assalamou Anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝

Toy izao indray ny fandaharam-potoanantsika amin’ity alahady hoavy izao izay hiarasantsika amin’i Oustaz RADJAB izay itondrasana ny lohateny hoe: “ Les grandes épreuves et les tentations majeurs auxquelles l'etre humain est confronté au cours de son existence et au moment de quitter ce monde”

📆Daty: Alahady 09 Agositra
⏰Ora: 08H30’
📍Toerana: mosquée ambondrona ( campus universitaire)

Manantena ny fahatongavantsika jiaby hanome lanja ny “activité” ntsika


❤️🤝

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabaratou ❤️🤝Alhammdoulillah vita soaman-tsara ireo fandaharam-potoana izay natao and...
02/08/2026

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabaratou ❤️🤝

Alhammdoulillah vita soaman-tsara ireo fandaharam-potoana izay natao androany alahady faha 02 agositra 2026

Mankasitraka atsika jiaby izay tonga nanotrona Sy nanome lanja ny activité ntsika ❤️


❤️🤝

Assalamou anlaikom warahmatoullah wabarakatou❤️🤝Programme du 02/08/26 Cellule de Dars iarahana amin’i Oustaz El Had     ...
30/07/2026

Assalamou anlaikom warahmatoullah wabarakatou❤️🤝

Programme du 02/08/26 Cellule de Dars iarahana amin’i Oustaz El Had Thème: Le Statut,l'Héritage et le Role de la Femme en Islam

📆Dimanche 02 Août 2026
📍Lieu: Mosquée Djouma
⏰Heure: 08H30’

Manantena ny fahatongava ntsika jiaby hanome lanja ny activité ntsika 📢


❤️🤝

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝Toy izao indray ireo fandaharam-potoana ntsika amin’ny match Basketbal...
29/07/2026

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou ❤️🤝

Toy izao indray ireo fandaharam-potoana ntsika amin’ny match Basketball izay hatao amin’ny asabotsy Sy Alahady hoavy izao

Ka manantena fahatongavantsika membres rehetra hanampy ireo équipe ntsika


❤️🤝

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou❤️🤝Alhammdoulillah fandresena tanteraka hoantsika FIMSA tamin’ny match aum...
29/07/2026

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou❤️🤝

Alhammdoulillah fandresena tanteraka hoantsika FIMSA tamin’ny match aumônerie basketball izay natao.Ary marihina fa efa manana 6point isika FIMSA amin’io fifaninana basketball io ka amin’io weekend io no amaranana ny fifaninana
Ka manantena ny fahatongava ntsik membre rehetra mba hanohana ny équipe ntsika

👑
❤️🤝

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou❤️🤝Alhammdoulillah vita soaman-tsara ireo fandaharam-potoana izay natao an...
26/07/2026

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou❤️🤝

Alhammdoulillah vita soaman-tsara ireo fandaharam-potoana izay natao androany alahady faha 26 jolay 2026 izay niarahana tamin’i Mm Haïra Soafat izay nitondrasana ny lohateny hoe: “Technique de plaidoyer et mobilisation des ressources associatives”

Manjasitraka atsika rehetra izay tonga namonjy activité ntsika


❤️🤝

Address

Doany Avaratra
Amborovy
401

Telephone

+261322918743

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FIMSA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share