Sampana Mpianjoria Diosezy Mahajanga

Sampana Mpianjoria Diosezy Mahajanga Na mora na mafy ny dia, Vonona fa Mpianjoria

ndao hibaly eeee
13/04/2026

ndao hibaly eeee

Eh Eh. Tandremo anao tso tsy avy. Hifety atsika. Efa io ny programa.
Rendez-vous le 18 Avril any Antanimalandy à 15h00. Misy boissons ndraiky tsakitsaky maro izay tadiavinao ao. Poche nao tou ataovy maharaka.

13/04/2026

fans

Ho an'ny fanabeazana
13/04/2026

Ho an'ny fanabeazana

mankasitraka e
13/04/2026

mankasitraka e

Mankasitraka  anareo Pretra roa mirahalahy nanaiky hitarika lamesa mpianjoria tao anatiny lasy Ara-panahy miara-dalana e...
13/04/2026

Mankasitraka anareo Pretra roa mirahalahy nanaiky hitarika lamesa mpianjoria tao anatiny lasy Ara-panahy miara-dalana eny hatrany ny Fikambanana Masina sy ny Fiangonana Reny.

  Arabaina isika fa indrindra ianareo Faritra teto amin'ny VIKARIA VILLE nahavita soamantsara iny lasy Ara-panahy iny, H...
13/04/2026



Arabaina isika fa indrindra ianareo Faritra teto amin'ny VIKARIA VILLE nahavita soamantsara iny lasy Ara-panahy iny, HO AN' IREO BEAZINA no antom-pisintsika Filoha sy Mpiandraikitra amin'ity FANABEAZANA ity; koa mirary soa ho antsika jiaby amin'ny andraikitra sahanintsika sy nanendrena antsika. Isaorana ny Ray Aman-dReny beazina, ireo Pretra Ray am-panahy sy Masera Zoky Am-panahy, ny Filohan'ny Antily Diosezy Mahajanga ny Filohan'ny fanabeazana Yannick Rabearison ireo FISA Mpianjoria Diosezy Mahajanga Lombokomana Matotra sy Hugues Smoraldie Rakotoniainarison

FISA Mpianjoria Diosezy Mahajanga

 Fitsidihana nataon'ny FISA MPIANJORIA DIOSEZY MAHAJANGA ny lasy.
10/04/2026


Fitsidihana nataon'ny FISA MPIANJORIA DIOSEZY MAHAJANGA ny lasy.

    alefa lesy eee
09/04/2026





alefa lesy eee

alefa   ampireveo LAHASA tsara mahasarika mahaliana Ary mahatamana ny Boy ntsika
09/04/2026

alefa
ampireveo LAHASA tsara mahasarika mahaliana Ary mahatamana ny Boy ntsika

      niarahana tamin'ny Zoky Ampanahy  Antily Diosezy Mahajanga     mirary soa ry zandry
08/04/2026



niarahana tamin'ny Zoky Ampanahy Antily Diosezy Mahajanga

mirary soa ry zandry

  Izahay FISA Mpianjoria Diosezy Mahajanga Lombokomana Matotra Hugues Smoraldie Rakotoniainarison  dia mirarisoa ny Samp...
08/04/2026


Izahay FISA Mpianjoria Diosezy Mahajanga Lombokomana Matotra Hugues Smoraldie Rakotoniainarison dia mirarisoa ny Sampana mpianjoria faritra ato anatiny Diosezy Mahajanga mirarisoa ahavitasoa ny

  Izahay FISA Mpianjoria Diosezy Mahajanga Lombokomana Matotra sy Hugues Smoraldie Rakotoniainarison dia mirarisoa ny Sa...
07/04/2026


Izahay FISA Mpianjoria Diosezy Mahajanga Lombokomana Matotra sy Hugues Smoraldie Rakotoniainarison dia mirarisoa ny Sampana mpianjoria faritra ato anatiny Diosezy Mahajanga mirarisoa ahavitasoa ny

Address

Majunga
Amborovy
401

Telephone

+261324135265

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana Mpianjoria Diosezy Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Sampana Mpianjoria Diosezy Mahajanga:

Share