Mahery ao aminy

Mahery ao aminy Miarahaba anao izahay, afaka mampahery isika amin'ny alalan'ny teny sy vavaka,�

✨Fiadanana 🌸
13/01/2025

✨Fiadanana 🌸

Fiadanana e!    Maro tokoa tsika no mihevitra zay hahasoa antsika,magataka mafy amin'Andriamanitra mba hanomezany antsik...
19/03/2022

Fiadanana e!
Maro tokoa tsika no mihevitra zay hahasoa antsika,magataka mafy amin'Andriamanitra mba hanomezany antsika izany, 🙏📦, nefa hevitra antsika manokana izany fa tsy mba hevitr'Andriamanitra📌
Koa noho izany dia mila matoky azy fotsiny isika de ts mitsahatra ny mametraka ireo faniritsika eo aminy🎓✅
Amen!

19/03/2022

Fiadanana anie ao amintsika🙏
Mampahery antsika tanora mitovy amiko aho, hanana finoana sy fanantenana amin'ny ho avy tsika 🌍
Na eto an-tany izany, indrindra fa ilay fiainana mandrakizay 🏞, koa mampirisika antsika ary aho fa hifanakaiky bebe kokoa aminy isanandro isanandro❤,
Amen!!

Address

Ambohimanarina

Telephone

+261343638927

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahery ao aminy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share