FA. Mamiratra - Ofisialy

FA. Mamiratra - Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FA. Mamiratra - Ofisialy, Nonprofit Organization, Lot IVH 113 K, Ambohimanarina.

🇲🇬🇲🇬🇲🇬👉Nohon'ny toe'javatra miseho @ tsika izao ,izay eto @ firenena Malalan- tsika ity,dia mangataka anareo Mpikambana ...
29/09/2025

🇲🇬🇲🇬🇲🇬
👉Nohon'ny toe'javatra miseho @ tsika izao ,izay eto @ firenena Malalan- tsika ity,dia mangataka anareo Mpikambana rehetra hampanjaka ny maha Malagasy antsika sy @ maha tany masina ity Madagasikara antsika ity
👉koa manentana anareo Aho
hanao photos de profil , couverture,story sns ..an'ity sary ity ho Marika sy fahamatarana fa iray ihany ny Malagasy,ary tsy hanetry n'y firenentsika isika
👉Fa ANANDRATRA AZY

MASINA NY TANINDRAZANTSIKA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

miady ho an'ny Taninjanaka isika ❤️🇲🇬🇲🇬😘😘😘

25/09/2025

😪😪😪

Je fais appel à la sagesse de mes chers amis, frères et mes chères soeurs de coeur qui sont dans les commandements des forces de l'ordre 👊

- Vous êtes là, à vos postes, pour la sécurité des citoyens malagasy
- Vous êtes là pour la sécurité de Madagascar
- Vous êtes là pour la sécurité de vos femmes, vos soeurs, vos mères , vos enfants
- Vous êtes là pour la sécurité de nos droits

Prenez un instant pour reflechir svp pour tous nos compatriotes vulnérables qui ne demandent juste qu'à avoir une lueur de lumière,une lueur d'espoir, une lueur de paix dans nos foyers, dans notre pays.

Prenez un instant à revenir dans votre CR svp🙏🙏🙏 et agissez en tant que tel 🙏🙏🙏

Malagasy iray aina amintsika mitaky ny zoany ireo fa tsy sanatria dahalo anala aina sy hanapotika 🙏🙏🙏
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 MASINA NY TANINDRAZANA

* Ny maha-teny tokana ny teny gasy Dia efa voavelatra mazava tamin'ilay boky hoe:" La langue malgache et les origines ma...
11/09/2024

* Ny maha-teny tokana ny teny gasy Dia efa voavelatra mazava tamin'ilay boky hoe:" La langue malgache et les origines malgaches"
👉Fitambara-pitenenana no tena fotony fa tsy nisy teny Gasy hoe "Mahaleo tena manontolo hatrany amboalohany.
HO Fizarana ,ndeha atomboka toy izao fa mety ho fahalalana ho an'ny rehetra.

Loading.....
05/09/2024

Loading.....

🌞 Asa-sosialy ny Sabotsy 20 juillet 2024 . Fizahana fahasalamana maimaipoana " dépistage diabète" ; fijerena ny momba ny...
22/07/2024

🌞 Asa-sosialy ny Sabotsy 20 juillet 2024

. Fizahana fahasalamana maimaipoana " dépistage diabète" ; fijerena ny momba ny maso ary no faranana t@ fizarana sakafo mafana "soupe ,m**o " ho an'ireo mpikambana mpiarabelona niisa arivo (1000) no nisitraka izany ;hetsika niarahana tamin'ny Lions Club Antananarivo Farimbona Vonona hatrany handray andraikitra ny Fikambanana" FA MAMIRATRA "mitondra hatrany ny anjara biriky ho an'ireo mpiarabelona mitsinjo ny vahoaka ary manampy ny olona sahirana.

FA. Mamiratra - Ofisialy

🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️❤️❤️🌞🌞🌞👉Apetraka ny fanontaniana hoe: -Tian-tsika ve ny Tanindrazantsika?-Tena vonona sy hanaja ny maha Malagasy...
26/06/2024

🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️❤️❤️🌞🌞🌞
👉Apetraka ny fanontaniana hoe:
-Tian-tsika ve ny Tanindrazantsika?
-Tena vonona sy hanaja ny maha Malagasy ve isika?
-Vonona amin'ny tena hoe fandrosoana,fihavanana,firaisankina,soatoavina ,fiaraha-mientana ,... Izay tena mety hapijoro?

Malagasy Aho,Ianao isika ka omena hasina ny Tanindrazantsika 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🌞 Miarahaba ny Reny Malala rehetra amin'izao andro manandanja sy lehibe indrindra izao  eo anivon'ny ankohonana ,fiaraha...
26/05/2024

🌞 Miarahaba ny Reny Malala rehetra amin'izao andro manandanja sy lehibe indrindra izao eo anivon'ny ankohonana ,fiarahamonina indrindra ny firenena ,ho ela velona isika ary mirary ny soa ho antsika tsirairay avy.
🌹🌹🌹 ARY MIJOROA HO RENY MENDRIKA HATRANY

🏆 Tournoi Football | FA. Mamiratra - Ofisialy Terrain RJ Anosivavaka 07/04/2024Finaliste :FC Crime Fokontany Anosivavaka...
07/04/2024

🏆 Tournoi Football | FA. Mamiratra - Ofisialy Terrain RJ Anosivavaka 07/04/2024
Finaliste :FC Crime Fokontany Anosivavaka Faneva FKT Betafo.

Miezaka hatrany mitondra anjara biriky entina hampandrosoana sy fitaizana ny Tanora eto amin'ny Boriboritany faha 6

FA. Mamiratra - Ofisialy

Ny fampandrosoana ety ifotony dia vita rehefa ifandrombonana arahana firaisankina sy tsy hiandrasana ny hafa.Tetezan-kaz...
31/03/2024

Ny fampandrosoana ety ifotony dia vita rehefa ifandrombonana arahana firaisankina sy tsy hiandrasana ny hafa.
Tetezan-kazo izay nisitrahan'ny mpiarabelona ety amin'ny Fokontany Ambohimandroso Boriboritany faha 6 no niarahana natao tamin'ny Mpikambana.

🏆 Tournoi Football | FA. Mamiratra - OfisialyMisaotra an'ireo Finaliste FKT Ambohimanandray sy ny FKT Ambodihady.
31/03/2024

🏆 Tournoi Football | FA. Mamiratra - Ofisialy

Misaotra an'ireo Finaliste FKT Ambohimanandray sy ny FKT Ambodihady.

🌞Mirary fety sambatra sy feno fahazavanaHo antsika rehetra 🌞
31/03/2024

🌞Mirary fety sambatra sy feno fahazavana
Ho antsika rehetra 🌞

Address

Lot IVH 113 K
Ambohimanarina

Telephone

+261343900049

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FA. Mamiratra - Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share