11/09/2026
Coucou daholo e!
π Aza adino ny programme antsika rahampitso a!
Hanao atelier biblique isika , ifampizara ary hanangana hevitra mahakasika ny Tenin'Andriamanitra ao amin'ny Asan'ny apostoly 2:42-47.
πManasa anao mpanaraka ny pejy ihany koa izahay, Raha tanora mpianatra amin'ny ambaratonga ambony ianao, dia tongava ifampizara miaraka aminay!
π
Samedi 12 septembre 2026
π 14 h β 16 h
π MillΓ©nium University, Ambohibao
BΓ’timent du Centre MΓ©dical FUNHECE, en face de DHL β 2α΅ Γ©tage
π +261 34 24 211 07