Association Diamaro Amboasary Sud

Association Diamaro Amboasary Sud E DIAMARO E MAHA TOVOLAHY

MANDRIA AMPIADANANA RAY AMAN-DRENY ROSTIN😭😭😭
25/05/2025

MANDRIA AMPIADANANA RAY AMAN-DRENY ROSTIN😭😭😭

Amin’ny halahelo lehibe no nandenesanay ny fodia mandrin’i Sefo Rostin izay Ray amand-Reny mpikambana ao amin’ny Association Diamaro Amboasary Sud vokatrin’ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy.

Ny fianakaviam-ben’ny Association Diamaro dia miara-ory amin’ny fianakaviana iray manontolo no mirary fihononana feno ihany koa.

MANDRIA AMPIADANANA PAPA ROSTIN😭😭
_____

05/05/2025

FAMPIOFANANA MAIMAIM-POANA.
Fiaraha-miasa miaraka amin’ny Fihariana

Ho antsika eto Farafangana

✅ formation en pâtisserie
✅ formation en culture entrepreneuriale
✅ 6-7-8 mai 2025
✅ sarany 0 ariary
✅ voafetra 200 ny toerana
✅ 0385603271 na manantona mivantana ny Biraon’i Député Painchard ao Farafangana.
———

05/05/2025

NY FIANARANA NO LOVA TSARA INDRINDRA

« L'éducation est l'arme la plus puissante qu’on puisse utiliser pour changer le monde. »
Nelson Mandela.

🎓COURS D’APPUI AU BACCALAURÉAT🎓

Ampifaliana no hanoloranay Association Diamaro ho an’ireo zandry eto Farafangana hanala fanadinana baccalauréat amin’ity taona ity ny COURS D’APPUI ho fanampiana azy ireo.

Maimaimpoana ilay izy ka nefa kosa natokana ho an’izay tena vonona hianatra.

✅ GRATUIT
✅ Mpampianatra manana traikefa
✅ Misokatra ny fisoratana anarana ao amin’ny BUREAU DÉPUTÉ PAINCHARD Fenoarivo
✅ 0385603271/ 0321676459
✅ Manomboka 10 mai 2025

HAREM-BE LOATRA IANAREO
_____

Joyeux anniversaire Cher PRÉSIDENT Velomihoatra Painchard  Mirarisoa hatrany aminy asa sy andraikitra rehetra izay sahan...
23/04/2025

Joyeux anniversaire Cher PRÉSIDENT
Velomihoatra Painchard

Mirarisoa hatrany aminy asa sy andraikitra rehetra izay sahanina.

FÉLICITATIONS PS MODERNE Mankasitraka antsika Mpandray anjara rehetra , ianareo Ray Aman-dReny Nanotrona nanome Voninahi...
23/03/2025

FÉLICITATIONS PS MODERNE

Mankasitraka antsika Mpandray anjara rehetra , ianareo Ray Aman-dReny Nanotrona nanome Voninahitra an’izao Lalao FAMARANANA izao.

Mankasitraka Tompoko ô 🙏🏼

23/03/2025

BUT CAMÉLÉON FC / VALDO POG

23/03/2025

BUT PILETSE PS MODERN

⚽️⚽️ F I N A L  ⚽️⚽️TOURNOI DIAMARO AMBOASARY SUD   Vs
23/03/2025

⚽️⚽️ F I N A L ⚽️⚽️

TOURNOI DIAMARO AMBOASARY SUD

Vs

‼️ LASA TOY. ‼️FINAL TOURNOI DIAMARO OMBILAHY BETSIFA AMBOASARY SUD   Association Diamaro Amboasary SudAssociation Diama...
23/03/2025

‼️ LASA TOY. ‼️

FINAL TOURNOI DIAMARO
OMBILAHY BETSIFA AMBOASARY SUD



Association Diamaro Amboasary Sud
Association Diamaro
Fanjaka Curly hair style
𝓒𝓪𝓶é𝓵é𝓸𝓷 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫.
Soa sarogne
Ndaty Randrana
Amboasary Tsy Maintsy Mandroso

23/03/2025

CARNAVAL DIAMARO

« E DIAMARO E MAHA TOVOLAHY »LA GRANDE FINAL TOURNOI OMBILAHY BETSIFA
23/03/2025

« E DIAMARO E MAHA TOVOLAHY »

LA GRANDE FINAL TOURNOI OMBILAHY BETSIFA

Address

Amboasary Sud
Amboasary Atsimo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Diamaro Amboasary Sud posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share