FMDS Ambilobe

FMDS Ambilobe Fikambanana Miara-Mientana Faritra Diana-Sava

Ireo Fikambanana VEHIVAVY Fmds Kaominina  SIRAMA  District Ambilobe FARITRA DIANA Fikambanana Manana Ray amandreny mpamo...
08/03/2025

Ireo Fikambanana VEHIVAVY Fmds Kaominina SIRAMA District Ambilobe FARITRA DIANA

Fikambanana Manana Ray amandreny mpamorana Atoa Mino SERAMILA sénateur de Madagascar Faritany ANTSIRANANA

SÉNATEUR DE MADAGASCAR FARITANY ANTSIRANANA ANDRIAMATOA MINO SERAMILA  dia miarahaba vehivavy rehetra noho fahatraranare...
08/03/2025

SÉNATEUR DE MADAGASCAR FARITANY ANTSIRANANA ANDRIAMATOA MINO SERAMILA dia miarahaba vehivavy rehetra noho fahatraranareo andro nareo Vehivavy 8 Mars izao

Ary miarahaba manokana koa hoanareo VEHIVAVY 08 Mars FMDS ato Antsiranana

Hitondra fahombiazagna hoanareo izao Andro izao

Bonne année Association FMDS Ambilobe Tonga niatrika nanome voninahitra izao Fifampiarabana Tratran'i Taona izao ny Ray ...
24/02/2025

Bonne année Association FMDS Ambilobe

Tonga niatrika nanome voninahitra izao Fifampiarabana Tratran'i Taona izao ny Ray amandreny mpamorana ity association FMDS ity Atoa Mino Seramila sénateur de Madagascar Faritany ANTSIRANANA

Tonga Teto Koa Ben'ny Tanàna Kaominina Ambonivohitra Ambilobe Ramatoa Zella Carbonel
Eto koa Ben'ny Tanàna Kaominina Ambonivohitra VOHEMAR Atoa ARMEL

Niatrika izao koa Ireo Ben'ny Tanàna maromaro solotegnandreo Association Ben'ny Tanàna Anatin'ny Distrikan'Ambilobe

Hita Téo Koa ireo Mpanolotsaina Kaominina maromaro izay nisolotena ireo namandreo avy Amin'ny ireny Kaominina manerana Distrikan'Ambilobe

Niombona tamin'ny Bonne année Teto resaka Fampandrosoana Kaominina Ary vonona hanampy ireny Kaominina ireny Atao sénateur araka nambarany tamin'ny kambary Tsy Misy Kaominina hatao Zanaka kalohafa zany.

Association FMDS Ambilobe       🏝️Hotaterahigny amin'ny Sabotsy le 22 février 2025 ny Fifampiarabana Tratran'i Taona Asa...
14/02/2025

Association FMDS Ambilobe

🏝️Hotaterahigny amin'ny Sabotsy le 22 février 2025 ny Fifampiarabana Tratran'i Taona Asaramanitry ny Association FMDS na Bonne année 2025

📌 Marihina fa ny Association FMDS Dia Association Mpanao asa sosialy Association Manana Ray amandreny ampiahy Dia Andriamatoa Mino SERAMILA sénateur de Madagascar Faritany ANTSIRANANA.

Efa manerana Faritany ANTSIRANANA ity Association FMDS ity Ary EFA miparitaka amin'ny Distrika rehetra Ary Kaominina jiaby
Bonne année le 22 février 2025

🎉 Ny loholona Seramila Avizara Mino dia miarahaba an’ireo ben’ny tanàna lany rehetra ato amin’ny faritanin’Antsiranana.👉...
28/01/2025

🎉 Ny loholona Seramila Avizara Mino dia miarahaba an’ireo ben’ny tanàna lany rehetra ato amin’ny faritanin’Antsiranana.

👉 Hiara-dalana isika hanome tànana Adriamatoa Filoha ANDRY Rajoelina amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara, hamaliana ny filan’ny mponina ety ifotony.

🎉 Ny loholona Mino Seramila sy ireo mpiara miasa rehetra dia miarahaba tratry ny taom-baovao 2025.✍️ Ho taona zina 2025,...
01/01/2025

🎉 Ny loholona Mino Seramila sy ireo mpiara miasa rehetra dia miarahaba tratry ny taom-baovao 2025.

✍️ Ho taona zina 2025, finaritra sy feno fahasoavana ho antsika rehetra.

🎉 Ho taonan’ny fahombiazana sy fandresena anie ity taona ity.

Manaova fety finaritra ao anatiny fifankatiavana daholo 🍾🎁

Azadigna programme amaray le 08 Décembre 2024       Faradoboko Candidat IRMAR Miaraka Amin'ny Andry Rajoelina Ramatoa Ze...
07/12/2024

Azadigna programme amaray le 08 Décembre 2024
Faradoboko Candidat IRMAR Miaraka Amin'ny Andry Rajoelina Ramatoa Zella Carbonel numéro 04

Namory Ireto Manajera sy ireo Chef d'entenne  ny  Association FMDS  amin'ny Fokontany sy Kaominina Anatin'ny Distrikan'A...
06/12/2024

Namory Ireto Manajera sy ireo Chef d'entenne ny Association FMDS amin'ny Fokontany sy Kaominina Anatin'ny Distrikan'Ambilobe Atoa Mino Seramila sénateur de Madagascar Faritany ANTSIRANANA mpamorana ity Association FMDS ity

Ka nanome Baiko izy mikasika Fifidianana Ben'ny Tanàna hoavy izao Mila mandrotsaka vato amin'ny Candidat IRMAR Miaraka Amin'ny Andry Rajoelina Ary Mila Manohana Candidat natolotron'ny IRMAR Miaraka Amin'ny Andry Rajoelina ny Association FMDS

Association FMDS Ambanja izay nahorin'ny Atao Mino SERAMILA Loholon'ny Madagascar Faritany ANTSIRANANA Dia Manohana cand...
20/11/2024

Association FMDS Ambanja izay nahorin'ny Atao Mino SERAMILA Loholon'ny Madagascar Faritany ANTSIRANANA Dia Manohana candidat IRMAR AO Ambanja

Manohana Atoa SAID ASSAN DIT SASSAN candidat numéro 01 Maire Ambanja ville

Loholon'ny Madagascar Faritany ANTSIRANANA Atoa Mino SERAMILA Izy no Ray amandreny mpanorina Association FMDS
04/10/2024

Loholon'ny Madagascar Faritany ANTSIRANANA Atoa Mino SERAMILA

Izy no Ray amandreny mpanorina Association FMDS

𝗗𝗜𝗣𝗟𝗢𝗠𝗔𝗦𝗜𝗔 𝗣𝗔𝗥𝗟𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔 : 𝗡𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗣𝗢𝗕𝗟𝗜𝗞𝗔 𝗘𝗡𝗧𝗜𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔𝗡'𝗜 𝗖𝗛𝗜𝗡𝗘 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗣𝗔𝗥𝗟𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜...
23/08/2024

𝗗𝗜𝗣𝗟𝗢𝗠𝗔𝗦𝗜𝗔 𝗣𝗔𝗥𝗟𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔 : 𝗡𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗣𝗢𝗕𝗟𝗜𝗞𝗔 𝗘𝗡𝗧𝗜𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔𝗡'𝗜 𝗖𝗛𝗜𝗡𝗘 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗣𝗔𝗥𝗟𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗣𝗔𝗥𝗟𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡'𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗙𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗔𝗟𝗔𝗠-𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗡𝗬 𝗣É𝗞𝗜𝗡, 𝗖𝗛𝗜𝗡𝗘

⏩Teo am-piandohan'ny fivoriana iraisam-paritry ny Parlemantan'ireo firenena andalam-pandrosoana dia nisy ny fihaonana teo amin'Andriamatoa 𝑿𝒊 𝑱𝑰𝑵𝑷𝑰𝑵𝑮, Filohan'ny Repoblika entim-bahoakan'i Chine sy ireo Parlemantera manatrika ity fivoriana ity Pékin, Chine.

Anisan'ny nandray anjara mavitrika tamin'izany ny delegasion'ny Antenimierandoholona malagasy izay tarihan'Andriamatoa jeneraly 𝑹𝑨𝑽𝑨𝑳𝑶𝑴𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑹𝒊𝒄𝒉𝒂𝒓𝒅, Filohan'ny Antenimierandoholona.

Anisany niatrika zany agny koa ny Loholon'ny Madagascar Faritany ANTSIRANANA Andriamatoa Mino SERAMILA

Teboka Maro Maro no antompivorigna Misy agny mikasika Fampandrosoana : Fahasalamagna,fandriam-pahalemagna ...sns

Address

Ambilobe
204

Telephone

+261329177245

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMDS Ambilobe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share