24/03/2024
Tontosa soamantsara ny fankalazana ny adiny iray hoany Tany (EH) taty Ambilobe , ka roa andro no nanaovana izany ny 22 sy 23 Mars.
_ 22 Mars 2024 nanao ny éco- marche namakivaky ny tanàna ny Ambilobe.
_ Ary ny 23Mars 2024 no namaranana azy tamin'ny fitsaboana honko 5 hectars izay natao tany Ankazomborona
_Mpikarakara tanora mavitrika ireo coalition des jeunes Namako Tany taty an-toerana ,
- JCI Ambilobe
- FIV 22
- ROSEDA
- FUP BATAN
- PAJA
- ADEM
_ Panohana WWF
Manome fisaorana makokana hoan'ireo nandray Ankara rehetra fa indrindra ianareo mpianatra jiaby tonga sy n'y Vondron'olona Ifotony (VOI) tao Ankazomborona 🙏🙏