20/05/2026
Miharahaba antsika rehetraa panaraka ny pejy , ela2 TSY tazana fa entiny rotoroto Tananarivo Aty izahay réhetra akao Dia varena be 😊
EFA hoavy indray horonatsary Maro eto
otran Ilay fanao mazatra ihany 🥰
ka Manasa anao Iany kou handroso AO amin Jeune tana , raisina ampitiavana ampifalina 😍🙏
-mirary soa antsika rehetra
- mirary tontolo Andro mafinaritra
- mirary hérinandro SOA sy ho finaritra ❤️