Anay Sihanaka

Anay Sihanaka "Sehatra hifampizarana ny kanto, ny tantara, ary ny firaisankinan'ny Zanak'i Sihanaka rehetra. Sihanaka iray, Sihanaka miray!"

02/04/2026
"Eto am-pamiliana ny Kubota no mieritreritra: ny hatsembohana latsaka, ny fitaovana simba, nefa ny vidin'ny vary midina ...
31/03/2026

"Eto am-pamiliana ny Kubota no mieritreritra: ny hatsembohana latsaka, ny fitaovana simba, nefa ny vidin'ny vary midina hatrany. Ny Alaotra no reni-vibe mamelona ny firenena, nefa ny tantsaha indray no maty antoka.
Tokony hiakatra ny vidim-bary mba hifanaraka amin'ny fandaniana rehetra natao. Miantso ny mpiray foko sy ny tompon'andraikitra rehetra izahay: aza avela ho maty antoka ny Sihanaka!"

AKORY SIHANAKA REHETRA!"Faly manolotra amintsika ity pejy vaovao ity izahay, izay natsangana hitambaran'ny Zanak'i Sihan...
31/03/2026

AKORY SIHANAKA REHETRA!
"Faly manolotra amintsika ity pejy vaovao ity izahay, izay natsangana hitambaran'ny Zanak'i Sihanaka rehetra. Tsy misy firenena mandroso raha tsy mahafantatra ny fiaviany, ary tsy misy foko matanjaka raha tsy miray hina.
Ato no hifampizarantsika ny vaovao momba ny faritra, ny fomba amam-panao, ary ny zavatra kanto rehetra mampiavaka antsika avy any amin'ny Faritra Alaotra sy ny manodidina.
Asao ny namanao, zarao ny pejy, ary andao hasehontsika ny hatsaran'ny maha Sihanaka antsika!

"

Address

Ambatondrazaka
503

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anay Sihanaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share