16/08/2026
✨ « Anaovy zava-baovao ny fiainako… » 🎶🎶
Za : Anaovy zava-baovao ny fiainako ô!
Izy : Anaovana inona ianao? 🤔
Za : Anaovy zava-baovao fotsiny !
Izy : Dia atao firy?
Za : Ataovy daholo e!
Izy : …😶
Efa renao ve izany hira izany?
💌 Ndao isika hiaraka andinika tononkira any amin’ny Cellule de Prière.
Hifampizara isika ary hifampitombo amin’ny finoana sy ny fahamarinana miaraka amin'ny samy tanora ❤️🔥
📅 Talata 18 Aogositra
⏰ 12:30 – 14:00
📍 Ligue Antaninarenina
🔥 Aza tonga irery — ento miaraka aminao ny namanao! 😊