TILY Vakinankaratra Ambatolampy

TILY Vakinankaratra Ambatolampy Seha-panabeazana ny Skoto

⚜️ 𝗙𝗔𝗡𝗘𝗞𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗞𝗜𝗧𝗥𝗔« 𝘈𝘵𝘢𝘰𝘷𝘺 𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘳𝘦𝘩𝘦𝘵𝘳𝘢 » 𝘔𝘢𝘵𝘪𝘰 28. 19𝘣Misaotra an'Andriamanitra isika fa mbola...
02/06/2026

⚜️ 𝗙𝗔𝗡𝗘𝗞𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗞𝗜𝗧𝗥𝗔

« 𝘈𝘵𝘢𝘰𝘷𝘺 𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘳𝘦𝘩𝘦𝘵𝘳𝘢 » 𝘔𝘢𝘵𝘪𝘰 28. 19𝘣

Misaotra an'Andriamanitra isika fa mbola nisy mpiandraikitra vonona hatrany ho amin'ny asa fanabeazana niantsoana azy.

👉🏼Andeha isika hifanotrona amin'ny 𝐟𝐢𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 faha 125 ème Fiantsonana noho izany fahasoavana izany. Zava-dehibe indrindra ihany koa ny fifampitrotrona am-bavaka izany fotoana izany.

Fandaharam-potoana :
📅 Alahady 21 jona 2026
🕗 09 ora maraina
⛪ FJKM Fiantsonana Ambatolampy

👉🏽Ny Mpiandraikitra hiroso amin'ny fanaovana fanekena :
⚜️ Zoky RAVELOMANANA Joela

🥰 Hery lehibe ho azy ireo ny fanotronan’ ise !

🎷🎷 Indray andro izay tao an-toby .....Nisy ankizy tany ho any nampiainana sahady ilay "louveteaux aux pays des merveille...
01/06/2026

🎷🎷 Indray andro izay tao an-toby .....

Nisy ankizy tany ho any nampiainana sahady ilay "louveteaux aux pays des merveilles "
Faly ery izy ireny nanatrika izany ivon-jobily izany 💛💛💛
Mi-Tily SARY 📸📸

💛💛💛Sombiny sary tamin'ny ivon-jobily ny sampana mavo eto amin’ny faritany Vakinankaratra Ambatolampy Mi-Tily SARY
01/06/2026

💛💛💛
Sombiny sary tamin'ny ivon-jobily ny sampana mavo eto amin’ny faritany Vakinankaratra Ambatolampy

Mi-Tily SARY

manoboka androany izy ity
22/05/2026

manoboka androany izy ity

⛔️AZA ADINO ⛔️HETSIKA MANA-DANJA ANAKIROA BE NO TANTERAHINA NY FARANY HERINANDRO IZAO DIA :💛💛 IVON-JOBILY 90 TAONA MAVO ...
19/05/2026

⛔️AZA ADINO ⛔️

HETSIKA MANA-DANJA ANAKIROA BE NO TANTERAHINA NY FARANY HERINANDRO IZAO DIA :

💛💛 IVON-JOBILY 90 TAONA MAVO TILY FTVA

💛💚❤️ FANOKAFANA HERINANDRO NY TILY VAKINANKARATRA AMBATOLAMPY

SAMIA TONGA DAHOLO

HIRIKA FANARARAOTRAHo an'ireo zatovo lahy mihoatra ny 21 taona
19/05/2026

HIRIKA FANARARAOTRA

Ho an'ireo zatovo lahy mihoatra ny 21 taona

⛔️KELY SISA⛔️Sao hadino ny mampiditra an’ity anaty programan’ny fiainan’ise an😎📆01 hatramin’ny 05 Aogositra 2026📍Moraman...
13/05/2026

⛔️KELY SISA⛔️

Sao hadino ny mampiditra an’ity anaty programan’ny fiainan’ise an😎

📆01 hatramin’ny 05 Aogositra 2026
📍Moramanga

LASY 90 TAONA SAMPANA MAVO, LASY 90 TAONA SAMPANA MENA⛺️

✌️Miarahaba maraina✌️Ho an-tsika izay lasa niakatra aty amin'ny renivohitra ity dia natokana ho an'ise
13/05/2026

✌️Miarahaba maraina✌️
Ho an-tsika izay lasa niakatra aty amin'ny renivohitra ity dia natokana ho an'ise

📢 HERINANDRO SAFE FROM HARM (SFH)“Kolontsain’ny Fiarovana eo anivon’ny Skotisma”Mandritra ity herinandro manokana natoka...
11/05/2026

📢 HERINANDRO SAFE FROM HARM (SFH)
“Kolontsain’ny Fiarovana eo anivon’ny Skotisma”
Mandritra ity herinandro manokana natokana ho an’ny Safe from Harm (SFH) ity dia hisy hetsika sy fampahafantarana maro hatao, ho fanamafisana fa ny mpikambana rehetra eto anivon'ny skotisma, dia tokony hiaina ao anaty tontolo azo antoka sy ho lavitry ny herisetra.
✨ Ireto avy ny fandaharana mandritra ny herinandro :
🔸 ANDRO 1 sy ANDRO FAHA 2
Fampahafantarana ny lohahevitra :
“Kolontsain’ny Fiarovana eo anivon’ny Skotisma”
🔹 Inona no atao hoe kolontsain’ny fiarovana?
🔹 Nahoana no ilaina ny Safe from Harm?
🔹 Ahoana no hananganantsika tontolo azo antoka ho an’ny rehetra?
🔸 ANDRO FAHA 3
Toe-tsaina sy fitondran-tena tokony hananana mba hahatonga ny tontolo ho azo antoka sy voaaro
💥 Varavarana Misokatra (Portes ouvertes)
🔹 Fampahafantarana ny :
Safe from Harm (SFH)
Listening Ears
Rafitra fiarovana misy eo anivon’ny Skotisma
🔹 Atrikasa sy fifanakalozana (Atelier)
🔹 Consultation sy fihainoana
🔹 Fampahafantarana ny fomba fandraisana fitarainana :
Iza no antsoina?
Aiza no manatona?
Inona ireo dispositif efa misy?
🔸 ANDRO FAHA 4
Fomba samihafa hiarovantsika sy hifanampiana hiaro ny tsirairay
🔹 Fampahatsiahivana ireo fihetsika tsara tokony hananana
🔹 Fiarovana ny ankizy, tanora ary olon-dehibe
🔹 Fanajana ny zon’ny tsirairay
🔸 ANDRO FAHA 5
🎮 Lalao sy “Quiz” momba ny Safe from Harm (SFH)
🔹 Fanontaniana sy valiny
🔹 Lalao fanabeazana
🔹 Fanamafisana fahalalana momba ny fiarovana
🔸 ANDRO FAHA 6
“Ny olon-dehibe ao amin’ny Skotisma : ny anjara andraikitry ny fitarihana amin’ny fampandrosoana ny fiarovana eo anivon’ny Skotisma.”
🔹 Andraikitry ny mpitarika
🔹 Fitondran-tena mendrika sy tompon’andraikitra
🔹 Fananganana tontolo azo antoka sy manaja ny rehetra
🔸 ANDRO FAHA 7
🔥 Afondasy eny anivon’ny Fivondronana sy Faritra
Lohahevitra :
“Fizarana traikefa momba ny fiarovana ny tanora sy ny ankizy.”
🔹 Fizarana traikefa
🔹 Fifanakalozana sy fijoroana vavolombelona
🔹 Fanamafisana ny fia

👏VITA AH!👏Tontosa ny Sabotsy 09 Mai 2026 teo ny Fanohanana ampahibemaso asa soratra teto amin'ny faritany Ambatolampy va...
11/05/2026

👏VITA AH!👏

Tontosa ny Sabotsy 09 Mai 2026 teo ny Fanohanana ampahibemaso asa soratra teto amin'ny faritany Ambatolampy vakinakaratra

Misaotra an'Andriamanitra ❤️
Misaotra ireo TP TEM maro be nanampy❤️

Address

Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TILY Vakinankaratra Ambatolampy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share