Teatra ATAO

Teatra ATAO Association des comédiens

Mankasitraka feno ny mpikarakara 😊Madarõkan, Hikiasy.Miara-miketrika, miara-mandroso, ho an'ny asa kanto sy famoronana 💪...
19/06/2026

Mankasitraka feno ny mpikarakara 😊
Madarõkan, Hikiasy.
Miara-miketrika, miara-mandroso, ho an'ny asa kanto sy famoronana 💪😍

24/02/2026

Misy Vaovao Mahafaly Ity 🤩🤩🤩
Efa fantatrareo ve fa hisy fifaninanana Teatra alefa amin'ny fahitalavitra voalohany eto amin'ny firenentsika ?
Izay mitondra ny lohateny hoe 🔥🎭 𝐏𝐈𝐄𝐒𝐘 𝐆𝐀𝐒𝐘 🎭🔥 https://www.facebook.com/profile.php?id=61588431761126

Vonona ve isika hankalaza ny Zavakanto sy Kolontsaina malagasy ?
Indro ary ny Bande-Annonce voalohany ⬇️

Zarao amin'ny namana ary fa misy ity programa ity !

Misaotra anareo ❤️

Un moment rempli de partages 😁
18/02/2026

Un moment rempli de partages 😁

04/02/2026

Une meilleure communication favorise la cohésion d'équipe et améliore la performance de l'entreprise 😊

Apprendre et s'amuser à la fois 😊
04/02/2026

Apprendre et s'amuser à la fois 😊

23/01/2026

Andao, sahia 🤗

Sokajy telo no azonao isafidianana araka ny taonanao :
- 6 hatramin'ny 12 taona 🧒👧
- 13 hatramin'ny 17 taona 🧑👩
- 18 taona no mihoatra 👨‍💼👩‍💼

Haharitra 6 volana ny fampianarana.

Afaka mandefa hafatra ✍ na miantso raha mila fanazavana fanampiny.

🤳 034.26.079.68

Tsy misy fampisehoana raha tsy misy mpijery, ianareo mpanaraka ny pejy no mpijery sarobidy indrindra aminay. Amin'izao t...
03/01/2026

Tsy misy fampisehoana raha tsy misy mpijery, ianareo mpanaraka ny pejy no mpijery sarobidy indrindra aminay. Amin'izao taona vaovao izao dia mirary anareo izahay mba ho tena mpilalao hitondra fiovana eo amin'ny fiainantsika ka ho taona feno famoronana sy firaisankina anie ity taona vaovao ity. Misaotra anareo nanaraka ny pejinay.
"Ny teatra dia fiainana, rehefa ao anatin'ny kolontsaina ny olona iray, dia mora ho azy ny ho lasa olom-pirenena vanona" ATAO.

Mianatra, milalao, mankafy... 👌Andao indray ary hiaraka hitombo isika 😍Misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny lehibe s...
28/12/2025

Mianatra, milalao, mankafy... 👌
Andao indray ary hiaraka hitombo isika 😍

Misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny lehibe sy ny ankizy. Mizara toy izao : 6 - 13 taona / 14 - 18 taona / 19 taona mihoatra.
Maharitra 6 volana ny fampianarana.

Mandefasa hafatra miafina ho an'ny fanazavana fanampiny 😄

12/02/2025

Omeo tosika avy amin'ny teatra ny mpiara-miasa aminao ahomby amin'ny andavan'androny 😁 🗣🎓

Address

Ambatobe
Ambatobe
101

Telephone

+261340513433

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Teatra ATAO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Teatra ATAO:

Share