14/04/2026
☘️ FANDIA MIVELA 2.0 ☘️
Anisany niatrika ny lasy fifaninana teknika ny Mpanazava FLM Ambalavato sampana maitso.
✔️ Mankasitraka ireo ray aman-dreny matoky hatrany ny fikanana
✔️ Misaotra ireo komity sy ny fiangonana nanohana ny mpilasy
✔️ Mankatelina ny faritany Mpanazava Vakinankaratra Antsirabe nizara fahalalana no an'ny beazina
✔️ Pao-tsatroka ho an'ireo mpiandraikitra nanomana sy manabe ny ankizy
✔️ Fihina mamy be ho an'ireo tinaiza rehetra tonga navitrika nanatrika ny lasy