03/11/2025
🗳️ FIFIDIANANA FILOHAN'NY SECTION BASKETBALL ETO AMBALAVAO
📢 Ampahafantarina isika rehetra fa ho tanterahina amin'ny Zoma faha- fito 7 ny volana Novambra hoavy izao ny fifidianana ny Filohan'ny Section Basket Ball Ambalavao.Sbba eto Ambalavao ka anasana an'ireo rehetra izay liana sy vonona hilatsaka ho kandida ka ireto avy ireo antotan-taratasy ilaina amin'izany :
1. Taratasy fangatahana filatsahana atao amin’ny anaran’ny Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Matsiatra Ambony, ka aterina amin’ny Délégué des Sports Ambalavao
2.Photocopie CIN voamarina (légalisé)
2. Bulletin n°3 (tsy mihoatra ny telo volana)
đź—“ Daty farany hanaterana ny antontan-taratasy:
Zoma 7 Novambra 2025 amin’ny 12 ora atoandro.
đź—ł Daty sy toerana hanaovana ny fifidianana:
Zoma 7 Novambra 2025 amin’ny 6 ora hariva, ao amin’ny Salle de Mariage CUA Ambalavao.
👉 Raha tsy afaka manatrika ny filoha iray amin’ny klioba, dia azo atolotra procuration ny solony.
👉 Ny klioba 5 izay hifidy dia asaina manavao ny “Certificat de conformité” mialoha ny fifidianana.