18/08/2026
⏲️ TAPITRA NY 16 MESURES CONTEST 🔚
📅 18 Aogositra amin’ny 12 ora atoandro izao, vita ny fifidianana ireo vidéos nozaraina teto amin’ny pejy 👏🏿
🥇EKLYPS
🥈Ho-Toavina
🥉SCKA
Coup de ♥️ Tata An'Ala
🙏🏿 Misaotra ireo nandray anjara rehetra dia tohizo milay foana ny lalao
TAIRO, ALATSAHO NY 16 🤟🏿