09/07/2026
đ» FANOFANANA MAIMAIM-POANA HO AN'NY TANORA!
Faly ny Association MIFOHA eto ITAOSY , miaraka amin'ny TF TECH , Ary ny Centre de formation đ đđ đȘđđđđ đđđđđđđđs manambara ny fanokafana ny fiofanana "Maintenance et DĂ©pannage Informatique â SpĂ©cial PC Portable".
â
Tanjona: hanome fahaiza-manao azo ampiharina amin'ny fikojakojana sy fanamboarana ordinateur portable.
đ
Daty: 14, 16, 21, 23, 28 ary 30 Jolay
đ Ora: 13h30 â 16h30
đ Isaky ny Talata sy Alakamisy
đ„ Olona 10 ihany no horaisina
đ 10 Jolay no faran'ny fisoratana anarana
Toerana MCF ITAOSY AMBONISOA
đ Mahazo attestation ireo mahavita ny fiofanana hatramin'ny farany.
đ€ Ity hetsika ity dia vokatry ny fiaraha-miasan'ny Association MIFOHA sy TF Tech, ho fanohanana ny tanora sy ny fampandrosoana ny fahaiza-manao nomerika.
đ© Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana!
-------------------------
đ» FORMATION GRATUITE POUR LES JEUNES !
L'Association MIFOHA, en partenariat avec TF Tech, est heureuse de lancer une formation gratuite en Maintenance et DĂ©pannage Informatique â SpĂ©cial PC Portable.
â
L'objectif est de permettre aux jeunes d'acquérir des compétences pratiques en maintenance et réparation d'ordinateurs portables.
đ
Dates : 14, 16, 21, 23, 28 et 30 juillet
đ Horaire : 13h30 Ă 16h30
đ Tous les mardis et jeudis
đ„ 10 places seulement
đ ClĂŽture des inscriptions : 10 juillet
đ Une attestation sera remise aux participants ayant suivi la formation jusqu'au bout.
đ€ Cette initiative est organisĂ©e par l'Association MIFOHA en collaboration avec TF Tech, dans le cadre de son engagement en faveur de la jeunesse et du dĂ©veloppement des compĂ©tences numĂ©riques.
đ034 55 052 94
Toerana : Ambonisoa itaosy apitan'ny JIRAMA
đ© Les places sont limitĂ©es, inscrivez-vous dĂšs maintenant !