MSD e.V. - Madagasikara Sozialsportverein Deutschland

  • Home
  • MSD e.V. - Madagasikara Sozialsportverein Deutschland

MSD e.V. - Madagasikara Sozialsportverein Deutschland Non-Profit-Verein, der sich der Förderung von Sport und madagassischer Kultur verschrieben hat

25/06/2026
Vice champione et prix du meilleur supporteur!! Spass Gasy 2026! MSD, MSD,....... 🙂
25/05/2026

Vice champione et prix du meilleur supporteur!! Spass Gasy 2026! MSD, MSD,....... 🙂

Ireto ny fandaharam-potoanan‘ny fifaninana Spaß gasy amin‘ny sabotsy sy alahady faha-23 sy faha-24 ny volana May hoavy i...
19/05/2026

Ireto ny fandaharam-potoanan‘ny fifaninana Spaß gasy amin‘ny sabotsy sy alahady faha-23 sy faha-24 ny volana May hoavy izao.

Fifaninana handraisan‘ny ekipa Vehivavy sy lehilahin‘ny MSD:)

Alefa MSD🔥🔥

🥈🥈🥈Laharana faharoa amin’ny mpifaninana miisa folo no azo tamin‘ny „Herrentagsturnier“ notontosaina tao Berlin omaly. Na...
15/05/2026

🥈🥈🥈
Laharana faharoa amin’ny mpifaninana miisa folo no azo tamin‘ny „Herrentagsturnier“ notontosaina tao Berlin omaly.
Nandavo ny tompon-daka teo aloha ny ekipantsika tamin‘ny lalao manasa-dalana, resy 1-0 tany amin‘ny lalao famaranana.

Nahafinaritra ny lalao, misimisia ny ohatran‘izay hoy ny avy any aminay.

Arahabaina ny ekipa dia misaotra ireto tonga nanotrona!

Laharana faha 10 no tratra androany teto Würzburg
14/05/2026

Laharana faha 10 no tratra androany teto Würzburg

Akory aby eh!Manasa anareo rehetra hanohana ny ekipa baolina kitra mandritra ny fifanianana izay karakarain'ny Wartenber...
13/05/2026

Akory aby eh!

Manasa anareo rehetra hanohana ny ekipa baolina kitra mandritra ny fifanianana izay karakarain'ny Wartenberger SV eto Berlin rahampitso amin'ny 10 ora maraina.

Herrentagsturnier 14. Mai
📍Sportplatz Wartenberger SV, Fennpfuhlweg 53, 13059 Berlin

Tongava maro eh 🇲🇬 ⚽️

3ème journée de ligue, mitazona ny laharana voalohany ny MSD
10/05/2026

3ème journée de ligue, mitazona ny laharana voalohany ny MSD

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MSD e.V. - Madagasikara Sozialsportverein Deutschland posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization?

Share